Mpitandrina Matihanina Famelabelarana - FPMA Bordeaux Ireo Teny Fototra Ao amin’ny Baiboly Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Ny Mpitandrina dia voatokana ho amin’ny asa fanompoam-pivavahana TOY ny Levita – Lévite (Levi ou Levy) sy ny Mpisorona – Sacrificateur (Cohen) 2 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Fa tendreo izy (Levita) hitandrina ny tabernakelin'ny Vavolombelona[ Dia ny Didy Folo ] sy ny fanaka rehetra ary ny zavatra rehetra izay momba azy; fa izy no hitondra ny tabernakely sy ny zavatra rehetra momba azy sady hanao fanompoam-pivavahana ao; ary manodidina ny tabernakely no hitobiany. Nomery 1.50 3 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Ary indro, ny taranak'i Levy efa nomeko ny fahafolon-karena rehetra amin'ny Isiraely ho fananany noho ny fanompoana izay ataony, dia ny fanompoana ny amin'ny trano-lay fihaonana. Nomery 18.21 4 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Mandidia ny Zanak'Isiraely mba hanome tanàna ao amin'ny zarataniny avy honenan'ny Levita; ary homenareo tany manodidina ny tanàna koa izy.Nomery 35.2. 5 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Mitandrema mba tsy ho foinao ny Levita amin'ny andro rehetra hiainanao amin'ny taninao. Deo 12.19. Ary ny Levita izay ao an-tanànanao dia aza foinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy. Deo14.27 6 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Ary ny fanatitra rehetra alaina amin'ny zava-masina rehetra aterin'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany. Nomery 5. 7 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Izay rehetra tsara indrindra amin'ny diloilo sy ny ranom-boaloboka ary ny vary, dia ny voaloham-bokatra aminy, izay ateriny ho an'i Jehovah, dia efa nomeko anao (Mpisorona) Nomery 18.12 8 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Maneke ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon'ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin'ny fifaliana, fa tsy amin'ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany. Hebreo 13.7 9 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Aoka ny loholona izay mitondra tsara hatao tokony hahazo fanajana (honneur = honoraire) roa heny, indrindra fa izay mikely aina amin'ny teny sy ny fampianarana.Fa hoy ny Soratra Masina: "Aza manakombona ny vavan'ny omby mively vary hianao" (Deo. 25. 4). Ary koa: "Ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany" (Lio. 10. 7). I Timoty 5.17-18 10 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Tsy fantatrareo va fa izay manompo amin'ny zavatra masina dia mihinana ny zavatry ny tempoly, ary izay manompo eo amin'ny alitara dia miombona amin'ny alitara? Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara. I Kor 9.13-14 11 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa "ny mpanome amin'ny fifaliana no tian‘ Andriamanitra"(Oha.22.8). IIKor 9.7 12 Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly Tsara ny mialoka amin'i Jehovah Noho ny mialoka amin'ny olona. Salamo faha-118.8 13